|
|
|
|

Teny iditra zazavavindrano
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zaza, vavy, rano
 Karazan' olon-dia tsara tarehy, hono, ka voalaza ho mipetraka amin' ny zohy any ambany rano na amin' ny zohy mivoaka avy anaty rano, ka mivelona amin' ny hazandrano manta [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Moa tsy zazavavindrano koa Ranoro vadin' Andriambodilova? [2.5]
2Zazavavindrano niara-nonina tamin' ny voay hono ny reniny ary voafandrika ka nanambady olombelona teny an-tanety. [2.508]

Teny iditra Zazavavindrano
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
 Roman en langue malgache publié en 1945 par Andriamalala Emilson Daniel [1.59]
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1945
Mpanonta printy 1972. Librairie Mixte. Ambainy: 12cm. Haavony: 17cm. Takila: 143.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11