|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ambozontany
Singan-teny  2 vozona, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Betsileo] Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe ankadilanana izany. [1.10#A422]

Teny iditra (2/3) 6  Ambozontany
Singan-teny  7 vozona, 8 tany
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  10 quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny io
Sary 
13  14 

Teny iditra (3/3) 15  Ambozontany
Sokajin-teny  16  anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17 Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany ), et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana  18  Mpanonta printy, gazety
Boky momba Madagasikara 
19 Aperçu de la grammaire malgache Malzac Victorin1888
20 Au Coeur de l'Ile Rouge Tiersonnier Jacques (s.j.)1991
21 Contes de la Côte Ouest de Madagascar Gueunier Noël1991
22 Des sagaies aux ombrelles Tiersonnier Jacques (s.j.)2004
23 Dictionnaire français-malgache Malzac Victorin (s.j.)2003
24 Dictionnaire Historique et Géographique Rajemisa-Raolison Régis1966
25 Dictionnaire malgache-français Abinal Antoine1987
26 Dizionario Bara-Italiano Elli Luigi1988
27 Filozofia Malagasy Rahajarizafy Antoine de Padoue1970
28 Fiteny Mamiko Rajemisa-Raolison Régis1967
29 Fiteny Mamiko Rajemisa-Raolison Régis1967
30 Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra Rakotonirina Raymond-Blaise1975
31 Fizarana mandika teny Rajaona Siméon1972
32 Fomba Antakay Ndema Jean1973
33 Fomban-dRazana Antemoro Rombaka1970
34 Fomban-dRazana Tsimihety Tongasolo Patrice1985
35 Grammaire malgache Rajemisa-Raolison Régis1971
36 Hafatry ny Mpaminany Doriguzzi A.
37 Hainteny ankehitriny Rakotonaivo François1990
38 Hianatra hivavaka isika e! Rakotomavo M.
39 Imerina-Imady Profita Pietro (s.j.)1997
40 Inona hay ny mivavaka Olsen T.
41 Kristy Velona Tabao X. (Mgr)
42 Le Collège St-Michel (1888-1988) Torquat Paul François de1988
43 L'insurrection des Menalamba Ellis Stephen
44 L'insurrection Malgache de 1947 Tronchon Jacques1986
45 Loharano Rabemiza Basile1996
46 Loharano Rakotonjanahary Benoît1987
47 Loharano Randriambololona André1988
48 Madagascar et le Christianisme Hübsch Bruno1993
49 Madagascar – Les Missionnaires Acteurs du Développement Tiersonnier Jacques (s.j.)2001
50 Masina ny Tompo Doriguzzi A.
51 Md Paoly Sartre Victor
52 Ny Atao no Miverina Navone Gabriele (s.j.)1987
53 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina Rakotonaivo François1993
54 Ny diantsika olombelona Doriguzzi A.
55 Ny Haintenin'ny Ntaolo Rakotonaivo François1970
56 Ny kabary Rahajarizafy Antoine de Padoue1969
57 Ny Ohabolana Malagasy Rahajarizafy Antoine de Padoue1988
58 Ny riba malagasy eran' ny nosy Rakotonaivo François1997
59 Ny Tantaran'ny Fiangonana Hübsch Bruno, Bethaz Giustino1987
60 Ny tantaran' ny Olomasina Bethaz Giustino
61 Rakibolana frantsay - malagasy Rakotonaivo François2003
62 Rakibolana malagasy Rajemisa-Raolison Régis1985
63 Ranary Profita Pietro (s.j.)1990
64 Salamo 12 Vermeulen A.
65 Soratra Vavolombelona Razoharinoro-Randriamboavonjy1972
66 Tantara Betsileo Rainihifina Jessé1975
67 Un Complot Colonial à Madagascar Ellis Stephen1990
68 Vainafo Tononkira Zanamihoatra Randja1969
69 Vakoka Rajemisa-Raolison Régis1957, 1965
70 Vavaka ao am-po Doriguzzi A.
Sary 
71  72  73 

Fivaditsoratra  ambozontany, Ambozontany

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07