Teny iditra (1/11) | 1 asa |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
tsy fantatro, tsy mahalala aho 4 [1.1] Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] don't know 6 [1.7] I don't know |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] je n'en sais rien |
Ohatra |
8 [2.293] "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." 9 [2.470] asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. |
Tovy hevitra | 10 asane, asany |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/11) | 15 asa |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao Fampiasana: Asa saina |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] tillage, labour, work 19 [1.7] working the soil; work in general |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.8, 1.13] travail 21 [1.8] culture du sol 22 [1.13] emploi, fonction, opération, ouvrage |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Lahatsoratra |
33 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (3/11) | 34 asa |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.1] Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. |
Fanazavàna teny anglisy |
37 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/11) | 40 asa |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.1] Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. |
Fanazavàna teny anglisy |
43 [1.7] sharpening |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.8] affûtage |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/11) | 46 asa |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
48 [1.78] [Betsimisaraka]
lalana |
Teny iditra (6/11) | 49 asa |
Sokajin-teny | 50 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
51 [1.78] [Taimoro]
folo |
Voambolana |
52 Matematika: rafitrisa |
Teny iditra (7/11) | 53 Asa |
Sokajin-teny | 54 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
55 [3.1] Acts: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
56 [3.1] Actes: un des livres de la Bible |
Voambolana |
57 Soratra Masina |
Teny iditra (8/11) | 58 ASA |
Sokajin-teny | 59 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
60 [3.1] jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina |
Voambolana |
61 Fikambanana |
Teny iditra (9/11) | 62 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 63 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
64 [3.1] see American School of Antananarivo |
Voambolana |
65 Fikambanana |
Teny iditra (10/11) | 66 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 67 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
68 [3.1] voir Accueil des Sans-Abri |
Voambolana |
69 Fikambanana |
Teny iditra (11/11) | 70 ASA
![]() |
Sokajin-teny | 71 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
72 [3.1] voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo |
Voambolana |
73 Fikambanana |
Fivaditsoratra | 74 asa, ASA, saa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |