|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  harana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
5  Tendrombohitra vato: Haram-bato [1.1]
6  Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  A rocky place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Grands rochers [1.8]
Ohatra  9  Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499#]
10  Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245#]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/9)15  harana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
Kamban-teny 
Anaran' olona 

Teny iditra (3/9)20  harana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Sampanteny 
23  Matoantenin' ny mpanao :
24  Matoantenin' ny iharana :
25  Matoantenin' ny fameno :
26  Anarana :

Teny iditra (4/9)27  haraña
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
30  Hantsana, tevana [1.78]
Anaran-toerana 

Teny iditra (5/9)32  harana
Sokajin-teny  33  anarana
Voambolana  34  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  35  Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  36  Corail. [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra (6/9)38  harana
Sokajin-teny  39  anarana
Voambolana  40  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  41  Akora [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  42  Sea shells; an eggshell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  43  Coquillage; coque des oeufs [1.8]

Teny iditra (7/9)44  harana
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
47  Faty maina [1.78]

Teny iditra (8/9)48  harana
Sokajin-teny  49  anarana
Voambolana  50  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny anglisy  51  A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  52  (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (9/9)54  Harana
Sokajin-teny  55  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  56  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  57  Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  58  Harân [2.996]
Tovy hevitra  59  arana, aràna
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  60  Toko sy andininy momba Harana
Tsanganana sy sary iray takila  61  Fitanisana
Lahatsoratra  62  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Harana

Fivaditsoratra  63  harana, rahana

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30