Teny iditra (1/3) | 1 osa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy. 4 Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 feeble, weak; coward [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3] 7 faible, poltron [1.8] |
Ohatra |
8 Antitra sy osa ny raiko. [2.270#] 9 Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny osa io |
Teny iditra (2/3) | 16 osa |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [Taisaka]
[1.78] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry: ahitra |
Teny iditra (3/3) | 20 Osa |
Sokajin-teny | 21 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
22 Uz [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 Uç [2.996] |
Ohatra |
24 Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996] |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Fitanisana |
Lahatsoratra |
27 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa |
Fivaditsoratra | 28 aso, osa, sao, soa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |