Teny iditra zoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zohy, lava-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For zohy [1.2]
Tovy hevitra zohy

Teny iditra zo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Friday [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny malagasy Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
Fanazavàna teny frantsay (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [tohiny 1.14]
Fanazavàna teny italianina Venerdi [1.18]
Fanazavàna teny alemà Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Ohatra Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Voambolana 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro
Ohabolana 

Teny iditra Zo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
Fanazavàna teny anglisy The Friday market-place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Voambolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29