|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ray [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] [1.78]
4  rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [Bara] [1.78]
5  dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [Betsileo] [1.78]
6  ray: Hoaia h'iheo aba? [Tandroy] [1.78]
7  teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  Father, chiefly used by children. [1.2]
9  father [Provincial] [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky [1.3]
11  père [Provincial] [1.8]
Ohatra  12  Hono, Paritra, nankaiza i aba? [2.285]
13  Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba; [2.69]
Voambolana  14  Fifandraisana: fianakaviana
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  Aba
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  19  Abba [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20  Abba [2.996]
Ohatra  21  [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23  Toko sy andininy momba Aba
Tsanganana sy sary iray takila  24  Fitanisana
Lahatsoratra  25  Randzavola: Aba ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10