Teny iditra (1/2) | 1 adrà |
Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tenim-piontanana enti-mandà amim-pifaliana na enti-maneso, manivaiva: Adrà! tsy vitako izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a word used to express contempt |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] fi ! fi donc ! |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 aisy, aoe, adrao, editay, eisy, isitra |
Teny iditra (2/2) | 11 ADRA
![]() |
Sokajin-teny | 12 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [5.en.http://www.adra.mg/aboutus] The Adventist Development and Relief Agency (ADRA) is a non-governmental, non-sectarian, humanitarian organization established by the Seventh-day Adventist Church for community development, and disaster relief and rehabilitation. ADRA Madagascar belongs to the worldwide ADRA network, with more than 120 supporting and implementing country offices. |
Voambolana |
14 Fikambanana |
Fivaditsoratra | 15 adrà, darà, dara, rada |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |