|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  an'
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe any
Fanazavàna teny malagasy  3  (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono.
4  Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory
5  Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1]
Ohatra  6  Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36]
7  an' iza moa ity loha ity? [2.528#92]
8  Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10]
9  Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140]
10  Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74]
11  Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80]
Haiendriteny 
12  Tsotra :

Teny iditra (2/5)13  an~
Sokajin-teny  14  tovona
Fanazavàna teny malagasy  15  Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1]

Teny iditra (3/5)16  ~an~
Sokajin-teny  17  tsofoka

Teny iditra (4/5)18  an
Sokajin-teny  19  mpanoritra
Fanazavàna teny anglisy  20  iRAy, anankiRAy [1.17]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny mpanoritra rehetra

Teny iditra (5/5)22  an
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  25  taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo
26  herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny [1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21