Teny iditra (1/7) | 1 an-dry |
Fototeny | 2 any |
Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe any |
Ohatra |
4 himpody aho, menatra an-dry raiko. [2.69#26] 5 Ampy ahy izay nanampiako an-dry zareo izay. [2.4#136] 6 Sao miandry an-dry Ndremba izay naniraka azy! [2.643#142] |
Teny iditra (2/7) | 7 andry |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin' ny alina, filamina tsisy tebiteby. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [Mal. diyan, mandiyan.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 la position horizontale, l'état de ce qui est étendu, couché 12 la paix, la tranquillité 13 l'état de ce qui est figé, gelé, caillé [1.3] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/7) | 18 andry |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 tohana mijoro vita amin' ny biriky, hazo na vato: Nisy andry telo nifanandrify tao amin' ny tranon' ny Ntaolo. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
21 a pillar, a post [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 pilier 23 (fig) soutien [1.3, 1.8] 24 colonne [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny andry io |
Teny iditra (4/7) | 30 andry |
Sokajin-teny | 31 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 antenaina ho avy ka mijanona eo ihany ny tena ambara-pahatongany: Sakafo tsy andrin' ny maika ny anareo izany, ry Ketaka, ka handeha aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
33 waiting, guarding [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
34 attendu, qu'on peut attendre [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/7) | 41 andry |
Sokajin-teny | 42 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
43 fiambenana, fitandremana: Tsara andry ny ombintsika fa olona mahatoky izy 44 fitiliana: Ataovy andry maso io zazalahy io fa efa tratra naka zavatr'olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
45 watch [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
46 garde, surveillance, veille [1.3] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (6/7) | 48 andry |
Sokajin-teny | 49 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
50 sandry [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (7/7) | 51 Andry |
Sokajin-teny | 52 anaran-tsamirery (olona) |
Anaran' olona |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
54 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 55 Andry, an-dry, andry, Andry, an-dry, andry, Andry, an-dry, andry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19 |