Teny iditra (1/5) | 1 angano |
Fototeny | 2 angana |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anganina [Fitanisana] |
Teny iditra (2/5) | 4 angano |
Fototeny | 5 gana |
Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anganana [Fitanisana] |
Teny iditra (3/5) | 7 angano |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. 10 [1.13] tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2, 1.7] a fable 12 [1.2] a tale, a story. [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#44, 1.8, 1.54, 1.13] conte 14 [1.3#44, 1.8] fable 15 [1.3#44] farce, historiette 16 [1.3#44] enjolivements, superfétation |
Voambolana |
17 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 23 anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty, taria |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny angano io |
Teny nalaina | 31 Soratra misy io teny angano io |
Lahatsoratra |
32 Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (4/5) | 33 angano |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Betsimisaraka]
fanafintohinana 36 [1.1] Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy |
Fanazavàna teny anglisy |
37 [1.2] trouble, calamity 38 [1.7] a calamity |
Fanazavàna teny frantsay |
39 [1.3#44, 1.8] malheur 40 [1.8] calamité |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 43 angano |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
45 [1.3#44] chose extraordinaire: Anganon-kanina izany! (Quelle variété extraordinaire de mets!) |
Fivaditsoratra | 46 angano, angona, anonga, aongan, goanan, gonana, nagaon, nagoan, nagona, naonga, ngoana, ongana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |