|
|
|
|

Teny iditra1  anim-balala
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] rivotra avy andrefana (mazàna mpitondra valala)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a breeze from the north. (Prov.)
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  6  alapoie, ambarao, ampalo, ampela, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Fivaditsoratra  7  anim-balala, mbay lalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21