Teny iditra | anim-balala | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra avy andrefana (mazàna mpitondra valala) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A breeze from the north. (Prov.) [1.2] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona | |
Fivaditsoratra | anim-balala, mbay lalana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |