Teny iditra | 1 anim-balala |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 rivotra avy andrefana (mazàna mpitondra valala) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a breeze from the north. (Prov.) [1.2] |
Voambolana | 5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 6 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona |
Fivaditsoratra | 7 anim-balala, 8 mbay lalana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |