Teny iditra animbato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rivotra avy atsimo andrefana [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  alapoie ~ ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31