|
|
|
|

Teny iditra1  añindambo
Singan-teny  2  añina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony, ka rava na simba daholo ny zavatra amin' io faritra io; ataon' ny olona koa hoe aninangatra
Voambolana  5  Haitoetrandro
Tovy hevitra  6  añinangatra
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  28  andimbano, añindambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21