|
|
|
|

Teny iditra1  añintafara
Singan-teny  2  añina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona
5  [1.78] [Tambahoaka] rivotra mahery
Voambolana  6  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 

Fivaditsoratra  28  anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21