|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  ara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe araka
Ohatra  3  Fiadanana ara-batana ve? [2.529#]
4  Fiainana ara-po, ara-pihavanana io. [2.299#]

Teny iditra (2/9)5  ara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [Provincial] a species of wild duck
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.19] [Tankarana] canard à bosse
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  10  arosy

Teny iditra (3/9)11  ara
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taisaka] rotsirotsy
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.82] [Taisaka] moyen de satisfaire
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (4/9)17  ara
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Taisaka] famarana, fandrefesana
20  [1.13] ventim-belaran-tany
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.82] [Taisaka] mesure
22  [1.13] are
Voambolana  23  Toerana
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/9)26  ara
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.78] [Betsimisaraka] haran-dranomasina
Voambolana  29  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (6/9)30  ara
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.78] [Bara] fatra

Teny iditra (7/9)33  ara
Sokajin-teny  34  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.78] [Bara] ary, araky

Teny iditra (8/9)36  ara
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny anglisy  38  [1.2] [Betsileo] name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.]
Fanazavàna teny frantsay  39  [1.196] Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [Betsileo]
40  [Bara]
41  [Taisaka]
42  [Sakalava]
Voambolana  43  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  44  voara
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (9/9)47  Ara
Sokajin-teny  48  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  49  [1.38] Randzavola: Ara amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  50  [2.996] Arah
Fanazavàna teny frantsay  51  [2.996] Arah
Voambolana  52  Soratra Masina
Tsipelina hafa  53  aera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  54  Toko sy andininy momba Ara

Fivaditsoratra  55  ara, ara-

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08