|
|
|
|

Teny iditra (1/11)1  asa
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy fantatro, tsy mahalala aho [Tanala] [1.78]4  Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  don't know [1.2]6  I don't know [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  je n'en sais rien [1.8]
Ohatra  8  "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293]
9  asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470]
Tovy hevitra  10  asane, asany
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/11)14  asa
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato 17  Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? 18  Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao 19  Fampiasana: Asa saina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20  tillage, labour, work [1.2]21  working the soil; work in general [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22  travail [1.8, 1.13]23  culture du sol [1.8]24  emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13]
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
27  Matoantenin' ny fameno :
28  Anarana :
29  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Lahatsoratra  75  Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/11)76  asa
Sokajin-teny  77  anarana
Fanazavàna teny malagasy  78  Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  79  [1.2]
Sampanteny 
80  Matoantenin' ny iharana :
81  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (4/11)82  asa
Sokajin-teny  83  anarana
Fanazavàna teny malagasy  84  Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  85  sharpening [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  86  affûtage [1.8]
Sampanteny 
87  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (5/11)88  asa
Sokajin-teny  89  anarana
Fanazavàna teny malagasy  90  lalàna [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (6/11)91  asa
Sokajin-teny  92  mpamaritra
Voambolana  93  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  94  folo [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (7/11)95  Asa
Sokajin-teny  96  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Voambolana  97  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  98  Acts: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  99  Actes: un des livres de la Bible [2.996]

Teny iditra (8/11)100  ASA
Sokajin-teny  101  anarana (fanafohezanteny)
Voambolana  102  Fikambanana
Fanazavàna teny malagasy  103  jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  104  Fanafohezan-teny

Teny iditra (9/11)105  ASA
Sokajin-teny  106  anarana (fanafohezanteny)
Voambolana  107  Fikambanana
Fanazavàna teny anglisy  108  see American School of Antananarivo [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  109  Fanafohezan-teny

Teny iditra (10/11)110  ASA
Sokajin-teny  111  anarana (fanafohezanteny)
Voambolana  112  Fikambanana
Fanazavàna teny frantsay  113  voir Accueil des Sans-Abri [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  114  Fanafohezan-teny

Teny iditra (11/11)115  ASA
Sokajin-teny  116  anarana (fanafohezanteny)
Voambolana  117  Fikambanana
Fanazavàna teny frantsay  118  voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  119  Fanafohezan-teny

Fivaditsoratra  120  ASA, asa, saa, ASA, asa, saa

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/23