Teny iditra | 1 atsy |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 here (not in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 là, à une certaine distance [1.3#66] 6 ici, là (pas visible) [1.8] |
Ohatra |
7 Mandehana mividy atsy amin-dRasolo [2.332#29] 8 Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 17 atsy, tasy, tsy a- |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22 |