| Teny iditra | 1 añintafara |
| Singan-teny | 2 añina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rivotra mitsoka any amoron-tsiraka amin' ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo andrefana mianavaratra atsinanana ka mitondra orana; maharitra eo amin' ny hateloana eo ny orana, fa ny andro ratsy mitohy herinandro; ny anintafara dia amantaran' ny mpanjono ny fiavian' ny zompona
[1.1] 5 rivotra mahery [Tambahoaka] [1.78] |
| Voambolana | 6 Haitoetrandro |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fivaditsoratra | añintafara, 28 fanitarana, 29 faritanàna, 30 fatan' arina, 31 fiatranana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|