| Teny iditra (1/6) | 1 babo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 olona resy an' ady ka entin' ny mpandresy manaraka azy toy ny fananany mihitsy
4 zavatra na fiadiana na entana, azo tamin' ny ady ka naniary fananan' izay nahazo azy; na zavatra nangalarin' ny mpangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 booty, captives
[1.2, 1.7] 6 spoil; plunder of any kind. See sambotra and toha. [Swa. Babua, root of verb to strip off.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prisonnier de guerre, butin
[1.3, 1.8] 8 capture, les biens confisqués [1.3] |
| Ohatra |
9 Ento daholo ny babo rehetra!
[2.324]
10 Betsaka ny babo, babo olona betsaka, ary ny omby betsaka koa nentin' ny vahoaka. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 25 sambobelona |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 27 babo |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 [Antesaka] mora vidy
[1.78] 30 Resy, azo tanteraka: Babon' ilay zazavavy ny fony ka tsy nahapetraka izy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 [Antesaka] bon marché
[1.82] |
| Teny iditra (3/6) | 32 babo |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Sihanaka] omby torahin-defona vonoina raha mpanankarena no maty
[1.78] |
| Teny iditra (4/6) | 35 babo |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 [Antemoro] toko; fizarana lahatsoratra
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 38 babo |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 a twining plant with a large succulent root, which is eaten by the Sakalava to quench thirst. Dioscorea (?) sp. Also called bemandry.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 [Mahafaly] (au sens figuré : qu'on se procure facilement, à bon marché).
42 Dioscorea trichopoda Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible [1.196] |
| Voambolana | 43 Haizavamaniry: ahitra |
| Tsipelina hafa | 44 baboha |
| Tovy hevitra | 45 bemandry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/6) | 47 babo |
| Sokajin-teny | 48 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
49 (de babona, le na final ne se prononçant pas dans plusieurs dialectes de la côte Est). Nom de plusieurs végétaux produisant du latex :
50 [Betsimisaraka] Mascarenhasia arborescens A.DC. (Apocynaceae) fournit un bon caoutchouc. 51 [Tanala] Mascarenhasia macrosiphon Baker (Apocynaceae) fournit aussi un bon caoutchouc. 52 [Taifasy+Taisaka] Euphorbiaceae indéterminée. Arbre à latex abondant et très caustique. Référence Boiteau 2114 (1970). [1.196] |
| Voambolana | 53 Haizavamaniry: hazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | babo, 56 boba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|