Teny iditra (1/2) | 1 -baton' -baton- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vato |
Ohatra |
3 Iza iry am-baton' Andrianerinerina? [2.314#34] 4 Ary aza manao tsangam-baton-tsampy ho anao; [2.996#5.16.22] 5 Tsangam-baton-dRatsida Avaratr' Isoanierana [2.69#272] 6 Fahaizana tsy hadino tokoa, nefa dia tena soro-baton' ilay jamba ihany ka voa vao mihilana [2.643#21] |
Teny iditra (2/2) | 7 bâton
![]() |
Sokajin-teny | 8 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.82] angira: long bâton 10 [1.4.fr#76, 1.19] kibay 11 [1.4.fr#76] langilangy 12 [1.19] sangiry 13 [1.6] tangala 14 [1.68] tehe: appui, bâton, béquille, canne, mât de pirogue, perche, soutien 15 [1.4.fr#76] tehina 16 [1.4.fr#76] taho 17 [1.19] tongozo: bâton, canne longue, baguette 18 [1.1] tsangana |
Fivaditsoratra | 19 banto, baton, -baton' |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |