|
|
|
|

Teny iditra1  bele
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] vomanga
4  [1.13] karazana hanin-kotrana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Betsileo, Sakalava] The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] patate douce
7  [1.196] (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka]
8  [Betsileo]
Ohatra  9  Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606]
Voambolana  10  Haizavamaniry: anana
Mpanahaka  11  bageda, batata, belena, bokala, mbizo, vomanga
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  bele, lebe

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02