|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  didy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a cut
a command
5  [1.2] an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] coupe, incision
commandement
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny  41  Didy nomen-dRanavaloManjaka ho an' ny Sakaizambohitra : instructions de Ranavalomanjaka aux Sakaizambohitra (Fanjakana Malagasy)
42  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny didy io

Teny iditra (2/4)44  didy
Sokajin-teny  45  anarana
Fanazavàna teny malagasy  46  [1.1] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina
Voambolana  47  Fahasalamana

Teny iditra (3/4)48  didy
Sokajin-teny  49  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  50  [1.78] [Tanosy] mamo
Sampanteny 
51  Anarana :

Teny iditra (4/4)52  Didy
Singan-teny  53  didy
Sokajin-teny  54  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  55  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  56  didy, Didy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08