Teny iditra (1/4) | 1 dobo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary: Nanao dobon-trondro anankiroa izahay erỳ amin' ny tanin' anana Farihy kely: Misa dobo kely ao andrefantranonay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a pool, a reservoir |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
vivier. 6 [1.3, 1.8] bassin, réservoir 7 [1.3] vivier, la nappe d'eau qui se forme au confluent de deux courants, gouffre au pied des chutes d'eau 8 [1.8] étang |
Ohatra |
9 Maina io dobo io tamin' izay. [2.472] 10 dobo taloha, Andrianambonimena nanao azy ho vary [2.48] |
Mpanahaka | 11 farihy, kamory, ranovory, ranomihandrona, antara, heniheny, hetrina, honahona, hotsaka, petsapetsa, matsabory, dobofilomanasana |
Kamban-teny |
|
Lohateny | 13 Ilay dobo (Razafintsalama Josefa) |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny dobo io |
Teny iditra (2/4) | 15 dobo |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Bara]
very zo, heverina ho tsinontsinona |
Teny iditra (3/4) | 18 dobo |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.19] [Tankarana]
qui chavire, s'engloutit 21 [1.3] inondé, plein d'eau 22 [1.68] [Vezo] coulé, inondé, naufragé, rempli |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 25 dobo |
Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.68] [Vezo]
double, doublé |
Fivaditsoratra | 28 bodo, dobo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |