|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fadiditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  diditra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.10#D508] jereo diditra
10  [1.1] Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hita laniny
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] entanglement. Used only of cord or thread. See diditra, hodidina
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] entortillement, entrelacement

Teny iditra (2/2)13  fadiditra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] the name of a disease, neuralgia (?).
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] Nom d'une maladie, c'est le ladinintrambo
18  [1.54] espèce d'urticaire oblongue
Voambolana  19  Fahasalamana
Tovy hevitra  20  ladinintrambo

Fivaditsoratra  21  afadiditr, fadiditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/05