Teny iditra fahavaratra
Singan-teny faha~ ; varatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The rainy season, the summer [1.2]
 Summer, the thunderstorm season [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
Ohatra 
1Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
2Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
3asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Mpanahaka  lohataona ~ fararano ~ ririnina
Ohabolana 

Teny iditra Fahavaratra
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965
Fanonta printy 1965. Imprimerie Faneva. Takila: 150.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17