Teny iditra (1/3) | 1 faingana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy ela, malaky, mandritra ny fotoana fohy dia fohy: Zaza faingan-tanana / Tongava faingana fa manavy ny zanakao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#149, 1.7] quick 5 [1.2#149] speedy. See haingana 6 [1.7] prompt |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#139, 1.8] prompt, qui passe vite 8 [1.3#139] vite, qui va vite |
Ohatra |
9 Nalaina faingana ilay jiro tany an-dakozia. [2.332#] 10 Johns nidina faingana ho entiny any an-dafy. [2.649#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 haingana |
Teny iditra (2/3) | 14 faingana |
Sokajin-teny | 15 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2#149] quickly, promptly in haste. See haingana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#139] avec promptitude, promptement |
Teny iditra (3/3) | 18 faingàna |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana faingana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] (mpamaritra milaza toetra amin' ny fomba mandidy) Tongàva, miverena faingana: Faingàna fa aza mijanona ela any |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3#139] vite, dépêche-toi |
Fivaditsoratra | 22 afingana, faingàna, faingana, fanainga, fangaina, fanganay, fiangana, figanana, ifangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |