| Teny iditra | 1 fandrika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalavo
4 Fitaka atao hamelezana ny hafa 5 Fitanana mialoha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one.
[1.2] 7 a trap [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 piège
[1.8] 9 piège, nasse [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 21 vovo |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 15 misy io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|