Teny iditra (1/8) | 1 fara |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] 5 [1.7] the last; the supreme; a descendant, a child |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] final, dernier, suprême 7 [1.82] [Taisaka] fin 8 [1.54] dernier-né 9 [1.8] le dernier; descendant, descendance; cf. farana |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 farana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 76 Ohabolana misy io teny fara io |
Teny iditra (2/8) | 77 fara |
Sokajin-teny | 78 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
79 [1.1] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, |
Fanazavàna teny frantsay |
80 [1.3] (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité |
Tovy hevitra | 81 farafara |
Teny iditra (3/8) | 82 fara |
Sokajin-teny | 83 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
84 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/8) | 87 fara |
Sokajin-teny | 88 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
89 [1.78] [Taimoro]
fijinjana vary, fararano |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 91 Ohabolana misy io teny fara io |
Teny iditra (5/8) | 92 fara |
Sokajin-teny | 93 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
94 [1.78] [Taimoro]
ampinga, aro 95 [1.78] [Taisaka] ampinga |
Fanazavàna teny frantsay |
96 [1.82] [Taisaka]
bouclier |
Voambolana |
97 Miaramila |
Teny iditra (6/8) | 98 fara |
Sokajin-teny | 99 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
100 [1.1] Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina |
Teny iditra (7/8) | 101 fara |
Sokajin-teny | 102 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
103 [1.196] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
|
Voambolana |
104 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (8/8) | 106 Farà |
Sokajin-teny | 107 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
108 [2.996] Phurah |
Fanazavàna teny frantsay |
109 [2.996] Pura |
Voambolana |
110 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 111 pora |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 112 Toko sy andininy momba Farà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |