Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : fara | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Alao ho ahy ny tringitringiny, fa izaho no avo indrindra ; aiza koa ho ahy ny vodiny, fa ny taranako no ho tompon' ny farany. [2.415 #182] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je me réserve la bosse du boeuf, car je suis le plus grand ; et je me réserve la culotte du boeuf, parce que mes descendants seront maîtres de l' avenir. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles proverbiales du roi Ralambo lorsqu'il fit abattre le premier boeuf pour être mangé. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Amin' ny zavatra rehetra mba mitsapa ny ho farany. [2.415 #6203]
Aza mandroso tsy mitsapa ny farany. [2.415 #6219] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | En toutes choses regardez la fin. [2.415 #6203]
N' avancez pas sans prévoir l' avenir. [2.415 #6219] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Libellule qui promène çà et là son vol égaré, finit dans le fossé. [2.415 #2990] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Têtes légères se conduisant au hasard. [2.415 #2990] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558] Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653] Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Atodin-taitso: sady farany no voalohany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao tovolahy mahita fotsimbary, ka arotsahy ihany. [2.558 #597]
Toy ny tovolahy mahita fotsimbary, ka "Arotsahy, arotsahy ihany" . [2.165 #1920] Tovolahy mahazo fotsimbary, ka " arotsahy ihany " . [2.415 #1590] Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa izay ho farany, fa ny "arotsahy ihany". [2.558 #4232] Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa ny farany, fa " arotsahy ihany " . [2.415 #1590, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme un jeune homme trouvant du riz blanc (c.à.d. décortiqué) et disant: "Mettez-le dans la marmite" . [2.165]
Jeune homme qui a du riz décortiqué : il ne songe pas à l' avenir mais il dit : faites-en toujours cuire, et il le consomme. [2.415 #1590] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce n' est pas lui qui a eu la peine de le produire, et il ne pense pas non plus au lendemain. [2.165]
Se disait des prodigues et des imprévoyants. [2.415 #1590] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza mitaitay Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin' ny farany. [1.1] Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no farany. [2.165 #1251] Aza mitaitay homa-menaka, fa ho lamoka ihany no ho farany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas trop avide de graisse, car à la fin vous en serez dégoûté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La graisse était considérée par les Malgaches comme un aliment fortifiant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza tsy tia vady, fa tsy ny voalohany no vady, fa ny farany. [2.165 #1794] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aimez la femme que vous avez maintenant, car ce n' est pas elle qui sera votre femme jusqu' à la fin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au divorce; si vous aimez la femme que vous avez maintenant une autre femme, celle que vous aurez en dernier lieu, vous aimera aussi à son tour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Borizano tanora ka miaramila no farany. [2.558 #958]
Borizano tanora, miaramila no farany. [2.415 #415, 2.653 #826] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeune citoyen finira par être militaire. [2.415 #415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait à l' époque des grandes levées de soldats. [2.415 #415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Coup de pieds entre lépreux: on finit par des éclats de rire, car ils ne peuvent pas se faire de mal. [2.415]
Coups de pieds entre lépreux : on finit par des éclats de rire, car ils ne peuvent pas se faire de mal. [2.415 #1996] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des disputes sans beaucoup d' effet. [2.415 #1996] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Dihizina Dihizina Dihizina Ny fanambadiana andihizana Ny fanambadiana andihizana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme dans les mariages malheureux : on commence par la danse et on finit par les larmes. [2.415 #5531]
Le mariage commence par une danse de joie et finit dans les larmes. [2.415 #1215] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bien commencer et mal finir. [2.415 #5531]
Sens général : heureux commencement, mauvaise fin. [2.415 #1215] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Hainandro hariva ka ny avo no trany farany. [2.558 #1245]
Hain' andro hariva : ny avo ihany no trany. [2.653, 2.415] Hain' andro, ka ny avo ihany no vonjena. [2.415] Toy ny hainandro, ka ny avo ihany no vonjeny. [2.165] Toy ny hainandro ka ny avo ihany no vonjeny aloha. [2.558 #4282] Toy ny hainandro: ny avo ihany no vonjeny. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chaleur du soleil : ce sont les régions élevées qui sont secourues. [2.415 #765]
Pareil au soleil, qui n' éclaire (d' abord) que les endroits élevés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les grands seuls et non les petits sont l' objet d' égards. [2.415 #765] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Hiran-dRamomba : ranomaso no farany. [2.558 #89]
Hiran' Ikalamomba, ka ranomaso no farany. [2.415 #1761, 2.653 #1075] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chants d'Ikalamomba la stérile : cela finit toujours par des larmes. [2.415 #1761] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La stérilité était un grand chagrin pour la femme. [2.415 #1761] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Homeko azy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je lui donne le présent en échange de l' avenir. [2.415 #3643] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andriantompokoindrindra en faveur de son frère Andrianjaka, pour assurer à ses descendants, certains avantages stipulés ; elles sont passées en proverbe. [2.415 #3643] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Hovalahy tsy mivadi-belirano : tompon' ny farany. [2.558 #1385] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Kalon' antitra ka tany no farany. [1.1]
Kalon' antitra ka tany (tomany) no farany. [2.558 #1591] Toy ny kalon' antitra, ka ranomaso no farany. [2.558 #4293] Toy ny kalon' antitra, ka tomany no farany. [2.165 #1940] Toy ny kalon' antitra : tany no farany. [2.415 #1867, 2.653 #3203, 2.974 #232] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny hira fanaon' ny antitra mitanisanisa ny fotoan-dasa ka mahatonga azy hanembonembona ary mazàna miafara amin' ny tomany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chanson de vieux : à la fin ce sont des larmes. [2.974 #232]
Chants de vieillards : chants de plainte qui se terminent par des larmes. [2.415 #1867] Comme le chant des vieux, il finit par des larmes. [2.165 #1940] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils passent le temps à regretter le passé. [2.415 #1867] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Malemy amy ny voalohany, fa sarotra amy ny farany. [2.653 #1462]
Malemy amin' ny voalohany fa sarotra amin' ny farany. [2.415 #6231, 2.558 #1936] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Facile dans les débuts, mais difficile à la fin. [2.415 #6231] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Mifankatia tsy Mifankatia tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' aimer sans s entendre: ça finit par des querelles. [2.165 #301] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany. [1.1]
Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Mivezivezy hoatry ny rano miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3043] Mivezivezy ohatra ny rano; miriorio ohatra ny angidina. [2.165] Mivezivezy toa rano, miriorio toa angidina. [2.558 #2521] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Na inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aller de côté et d' autre comme un cours d' eau, rôder comme une libellule. [2.165]
Errer de côté et d' autre comme l' eau, rôder comme une libellule. [2.415 #3043] La libellule vole çà et là en vain, car elle finira quand même dans le fossé. [2.165] La libellule voltige à droite et à gauche, mais elle finira par le fossé. [2.974 #220] Les libellules ont beau errer partout, elles finissent bien par aller dans le fossé. [2.415 #4016] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut travailler. [2.415 #3043]
Se disait des marchands qui finissent par revenir dans leur patrie ; se disait aussi de ceux qui, après bien des errements, reviennent dans leur famille. [2.415 #4016] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo : ho fatin' ny daka no farany. [2.653, 2.415]
Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka no farany. [2.165] Mitery omby tsy mirohy toa an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka ihany no farany. [2.558 #2455] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous allez traire une vache qui n' est pas attachée, comme Rabemalo (le timide), vous finirez par être tué d' un coup de pied. [2.165]
Traire une vache sans l' attacher, comme Rahemalo : on finira par être assommé de ses ruades. [2.415 #6311] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Qui aime le danger y périra. [2.415 #6311] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Mpamosavy novovozin' ny alika : ho azy ihany no farany. [2.558 #2568]
Mpamosavy novovozin' ny amboa : ho azy ihany no farany. [2.415 #163, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un chien aboie contre un sorcier, à la fin il l' aura. [2.415 #163] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le chien mangera le cadavre du sorcier qui n' aura pas de tombeau après sa mort ; le destin le plus fort finit toujours par l' emporter. [2.415 #163] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Mpandova angaha aho no hiandry ny farany? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Na hevitra inona na hevitra inona no atao, ho avy ny andro farany. [2.415 #2888] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quel que soit l' expédient qu' on emploie, le dernier jour viendra. [2.415 #2888] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La mort est certaine. [2.415 #2888] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Ny alahelo toy ny vary Ny alahelo toy ny vary Ny alahelo toy ny vary | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La tristesse est comme la provision de riz dans le grenier : tous les jours on en enlève une petite mesure, et à la fin il n' en restera plus rien. [2.415 #2639]
Le chagrin est comme le riz dans le grenier: chaque jour il diminue d' une petite mesure, et à la fin il n' en reste plus. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le temps est un grand maître. [2.165]
Le temps vient à bout des chagrins. [2.415 #2639] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Ny aloha koa may, ny farany tsofina. [2.415 #6315] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on s' est brûlé une fois, on souffle sur le reste. [2.415 #6315] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Instruit par l' expérience. Chat échaudé, craint l' eau froide. [2.415 #6315] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny hazo tapahina manam-pototra; ny hazo vakina misy ilany; ny teny atao misy farany. [2.165 #563] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un arbre coupé a des racines; un morceaux de bois fendu a un côté; les paroles que l' on dit ont une fin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny omby jamba, ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Raha maniry ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.653, 2.165]
Raha maniry ihany ny hazo tonga any an-danitra. [1.1] Raha mitohy ihany ny hazo, ho tonga any an-danitra no farany. [2.165] Raha mitohy ihany ny hazo, tonga any an-danitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina mampiomana fa misy fetrany toy ny hazo maniry ny fanambinana, ny fahasoavana. [1.1]
Misy fetra ny fanirin' ny hazo; voafetra koa ny fanambinana fa tsy mitohy hatrany ka tokony hanararaotra ny soa izay sendra sao manenina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' arbre ne s' arrêtait pas de croître, il finirait par toucher le ciel. [2.165 #960] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Raha mpivady tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [2.165 #1700, 2.415 #2127]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [2.558] Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [2.653 #3790] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [2.165 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [2.415 #2127] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Sira be lanin’ andrana : fatiantoka ny farany. [1.147 #S37] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Tahaka ilay nihinana aviavy, ka ny farany no andrasana. [2.558 #3971]
Tahaka ilay nihinana aviavy: ny farany no andrasana. [2.165 #1146, 2.653 #2955] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil à celui qui a mangé des figues: on attend la fin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il paraît que les figues dont il s' agit sont d' abord amères, puis produisent une saveur douce quand elles sont avalées. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, mbola ao Toy ny rambon' omby, ka na hipelika aiza, na hipelika aiza, tsy miala, fa eo amin' ny traingo vazany ihany no farany. [2.415 #1136] Toy ny rambon’ omby: na hipelika aiza, tsy hiala, fa ho Toy ny rambon' omby : na hipelika atsy na hipelika aroa, dia tsy aiza tsy akory fa eo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme la queue du boeuf : elle a beau se balancer çà et là, elle ne s' en va pas et s' arrête au jarret. [2.415]
Comme la queue d' un bœuf: qu' elle s' agite à droite ou à gauche, elle retombe toujours sur ses jarrets. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait aux parents qui voulaient se tenir à l'écart. [2.415 #1136] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tolañolo matin' añina, ñy farany | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny matoa matin-drivotra; ny farany matin-tso-drivotra: rehefa be ny fonofono (fono faty) dia matahotra aho. + Añina : rivotra,- tsiotsiotra : rivotra malemy. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : fara | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara. [2.415 #4106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nous vous saluons, vous à qui Dieu a donné un successeur. [2.415 #4106] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule de félicitations à une famille à l'occasion de la naissance d' un enfant. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Arahabao ny mpandalo, fa tsy fantatra izay ho fara rafozana. [2.415 #2687] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Saluez ceux que vous rencontrez sur votre chemin, car vous ne savez pas en définitive qui sera un jour votre beau-père ou votre belle-mère. [2.415 #2687] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vicissitudes de la vie et de l' inconstance de la fortune. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy fantatra izay hanao kambana. [2.558 #433, 1.1]
Aza atositosika ny ondry botry, fa tsy hita izay ho fara harena. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aoka tsy hanao tsinontsinona ny kely sy ny madinika fa mety ho izy ireny aza no hahitan-tsoa. [1.1]
Aoka tsy hatao tsinontsinona ny olona na zavatra heverina ho kely na madinika, fa mety ho ireny no hahitan-tsoa. [1.1] Entimilaza fa tsy tokony hatao tsinontsinona ireo jerena toa kelikely na mavomavo fa mety ho izy ireny no hahavita zavatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne repoussez pas les brebis chétives, car vous ne savez pas en définitive quel sera votre dernier bien et ce que vous aurez pour dernière ressource. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des vicissitudes de la vie et de l'inconstance de la fortune. [2.415 #2689] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Fara | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les parents désirent avoir des héritiers et successeurs qui les perpétuent. [2.415 #1192] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles se disaient comme motif du mariage. [2.415 #1192] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | "Fara fahitana izao" , hoy ilay voa bala amin' ny masony. [2.165 #2050]
Fara fahitana izao," hoy ilay voa basy amy ny masony. [2.653 #932] "Fara fahitana izao" hoy ilay voa basy amin' ny masony. [2.415 #2787] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est pour la dernière fois que je vois, dit celui qui a reçu un coup de fusil dans l' oeil. [2.415]
"J' ai fini d' y voir" , dit celui qui vient de recevoir une balle dans l' œil. [2.165 #2050] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Analogue au français : voir trente-six chandelles. [2.415 #2787] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Fara gilasy. [2.415 #2492] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La lie du peuple, c' est comme les dernières gouttes adhérentes au verre. [2.415 #2492] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Fara haingo. [2.415 #2424] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C est le dernier mot de la parure. [2.415 #2424] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression se disait d' une parure extraordinaire. [2.415 #2424] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Fara valala. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui vient trop tard, c'est comme les dernières sauterelles. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Hors de saison. [2.415 #3106] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Ny ditra mahafaty, ary ny ratsy atao mahakizo fara. [2.415 #3046] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le mauvais caractère fait mourir et les mauvaises actions éteignent la postérité. [2.415 #3046] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tôt ou tard les mauvaises actions sont punies. [2.415 #3046] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Ny ho fara, ny ho dimby | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce que je demande c' est d' avoir des continuateurs, des successeurs. [2.415 #1222] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule employée dans les discours de demande en mariage. [2.415 #1222] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Raha misorona andriana mahakizo fara : andriana tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cacher la vérité au souverain, c' est attirer la ruine : un souverain auquel on ne sacrifie pas ses forces et sa vie, n' est pour ainsi dire pas encore sacré. [2.415 #392] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dieu ne bénit pas les gens qui ne savent pas se dévouer au souverain. [2.415 #392] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Tsara Ramatoa, tsara Raivo, fa i Fara manan-tombo kokoa. [2.558 #4412] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |