Teny iditra (1/2) | 1 fisaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] thin, slender, slight, flat, without protuberance. 5 [1.7] flat |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] plat |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 tapelaka, tapesaka, petaka, talesaka, saliaka, sahiaka, tasiaka, tasitasy, tabebaka, belaka, baliaka, mitsivelatra, manify, kararavina, elatr' angidina |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 31 fisàka |
Fototeny | 32 saka |
Sokajin-teny | 33 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
34 [1.1] Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny fisàka io |
Fivaditsoratra | 37 fasika, fikasa, fisàka, fisaka, sifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |