Teny iditra folaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miforitra, mioritra: Folaka ilay hazo fa tsy tapaka akory / Nianjera ny zandriko ka folaka ny tongony
Hendry: Tsy mbola folaka io omby io fa tandremo
Mihena hery, tony: Rehefa folaka ny andro, mitsoka ny tsiodrivotra
Mitony: Folaka ny hatezerany ka mahazo miresaka aminy ianao
Resy, tsy manao intsony: Efa folaka amin' ny fisotroana Rakoto.
Mitovy hevitra: maninta ~ mihodivitra ~ miholaitra ~ miolana ~ mioritra ~ mipika ~ mivika ~ pitsoka ~ tapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Broken but still holding together; broken to work, as a horse or an ox [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fracturé [1.13]
Ohatra 
1Farany, ny ainy no folaka an-dantony! [2.503]
2Inona ary izany : Folaka antsy fotsy? [2.69]
3Folaka ny vozona raha miondri-dava izao. [2.643]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Mpanahaka  oritra
Ohabolana 

Teny iditra folaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Foulure, fracture [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29