Teny iditra | gao > gaotra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretim-pamavany mitsakotsako sy manaintaina vokatry ny fahanterana na ny halemen' ny hozatra, ka ny lohalika no mazàna voany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The gout [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Maladie de la goutte [1.3] | |
Goutte [1.54] | ||
Voambolana | Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Anglisy: gout. | |
Teny iditra | gao > gaona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Dona, paika [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Choc [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Teny iditra | gao > gaona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Zatovo [1.78] | ||||||||||||
Ankizilahy [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A person who lives only in the woods [1.2] | ||||||||||||
[Provincial] A boy or a lad [1.2] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | agano, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana |