Teny iditra |
haingana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Rapid, prompt [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rapide, prompt [1.8]
|
Ohatra |
1 | Mitazana dia miverina haingana.
[2.528]
|
2 | Vao haingana ihany, hoy Ingahibe.
[2.445]
|
3 | Nantsoinay haingana ny fokonolona.
[2.499]
|
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
eo no ho eo ~
indray mihelina ~
indray mihelatra ~
indray mipi-maso ~
indray miserana ~
mbetivety ~
miaraka amin' izay ~
miaraka amin' ny vava ~
miaraka amin' ny vava miteny ~
poatoizay ~
tsy ahamana-menaka ~
tsy hitahita akory ~
tsy trabady mantsaka ~
tsielatsiela ~
vetivety ~
vetivetika |
|
Teny iditra |
haingàna
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra haingana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Allez vite, faites vite [1.3]
|
|
Teny iditra |
haingana
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as faingana
[1.2]
|
| Rapidly, promptly [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rapidement, promptement [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|