Teny iditra | 1 haitraitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 haitra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. 12 [1.7] whim, fancy |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile 14 [1.8] caprice, bizarrerie |
Ohatra |
15 [2.471] Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. 16 [2.5] Rahona be haitraitra! |
Tovy hevitra | 17 angetsangetsana, filatro |
Mpanahaka | 18 aingitraingitra, angotingoty, angesongeso, hantahanta, hanta ratsy, tsingolavaitra, sarin-ditra, angentsangentsana, angolangola, siasia, sitrapo, arana, lalampo, vaibaitra, sotro rano antanam-bazo |
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny haitraitra io |
Teny nalaina | 20 Soratra misy io teny haitraitra io |
Fivaditsoratra | 21 ahaitraitr, haitraitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |