Teny iditra |
in~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Famaritana malagasy | Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | (miova ho ig-, il-, im-, ir- arak [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
|
Fandikana anglisy | a prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times) [Richardson 1885]
|
| prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [Abinal 1888]
|
| préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
Mpanahaka |
indray ~
indroa ~
intelo ~
inefatra ~
indimy ~
inenina ~
impito ~
imbalo ~
intsivy ~
impolo ~
indraika amby ny folo ~
indroa-polo ~
injato ~
inarivo ~
injato inarivo |
|
Teny iditra |
~in~
|
Sokajin-teny | tsofoka
|
Fandikana frantsay | infixe qui entre dans la composition de racines secondaires
ou sert à former des participes passifs: hinana (
hana),
finaritra (
faritra),
finidy (
fidy)
[Rajemisa: Grammaire]
|
|
Teny iditra |
in
 |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Famaritana anglisy | ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao [Hallanger 1969]
|
|
Teny iditra |
in
 |
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana frantsay | manara-damaody [Rakotonaivo 1993]
|
|
Teny iditra |
in
 |
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Famaritana italianina | ao [Profita 1969]
|
|
Teny iditra |
In
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fandikana malagasy | Singa mivaingana, faha-49 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Fandikana anglisy | Indium. [3.1]
|
Voambolana |
|