Teny iditra in~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny in~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan' ny fiverimberenan' asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (miova ho ig-, il-, im-, ir- arak [...] [tohiny 1.66]
Fanazavàna teny anglisy A prefix found before numerals making them repetitive: Inefatra (four times) ~ Indimy (five times) [1.2]
 Prefix used with numerals to form adverbs, as: Folo, Impolo (Ten, Ten times) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe, se place devant les adjectifs numéraux et indique combien de fois: Intelo (Trois fois) ~ Injato (Cent fois) ~ Impolo (Dix fois) [1.3]
 Préfixe qui se met devant les numéros pour former des adverbes; ex. : Folo, Impolo (Dix, Dix fois) [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : in~, im~
Mpanahaka  indray ~ indroa ~ intelo ~ inefatra ~ indimy ~ inenina ~ impito ~ imbalo ~ intsivy ~ impolo ~ indraika amby ny folo ~ indroa-polo ~ injato ~ inarivo ~ injato inarivo

Teny iditra ~in~
Sokajin-teny tsofoka [Teny amin' ny ~in~]
Fanazavàna teny frantsay Infixe qui entre dans la composition de racines secondaires ou sert à former des participes passifs: hinana ( hana), finaritra ( faritra), finidy ( fidy) [1.12]

Teny iditra in
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ao anatiny; ao aminy; ao an-trano; raha afaka fotoana toy izao [1.17]

Teny iditra in
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Manara-damaody [1.66]

Teny iditra in
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny italianina Ao [1.18]

Teny iditra In
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Singa mivaingana, faha-49 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Indium. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14