Teny iditra |
irery
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Solitary, alone [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Seul [1.3, 1.8]
|
| Sans compagnon [1.3]
|
| Solitaire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny vy tsy hiko-rontana irery;
[2.245]
|
2 | Izaho irery sisa no tokan-tena.
[2.643]
|
3 | Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy
[2.4]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
irery |
Tovonana : |
-drery |
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
iray ~
tokana ~
hany ~
fotsiny ~
monja ~
singana ~
tsy amboa tsy lambo ~
irery tena ~
boribory ~
vato kiboribory |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
irerỳ
(irỳ)
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Those far away (in sight), plural of iry [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|