|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  karakara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] taking care of things
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action d'avoir soin, de s'occuper de
Ohatra  6  Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny; [2.113#]
7  Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445#]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)13  karakara
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.7] an open network, as in a fence
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.8] grillage, treillis

Teny iditra (3/4)17  karakara
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Sihanaka] tehina lava

Teny iditra (4/4)20  karakara
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.196] (« à grandes feuilles »). Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier. La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes. On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces. [Tanala]
Voambolana  23  Haizavamaniry
Tovy hevitra  24  karakaraberavina

Fivaditsoratra  25  arakarak, karakara, rakaraka, rakaràka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08