Teny iditra (1/3) | 1 karatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a card, a ticket |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] carte d'entrée, billet |
Tovy hevitra | 6 bie |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 karatra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana |
Mpanahaka | 15 hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia, karamanga |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 karatra |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony |
Voambolana |
22 Kilalao |
Tovy hevitra | 23 karatra filalaovana |
Mpanahaka | 24 joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena |
Kamban-teny |
|
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |