Teny iditra (1/8) | 1 -ko |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe ho |
Ohatra |
3 Ompan-ko faty vao ela velona [2.558] 4 Jodà manontolo lasan-ko babo [2.996] 5 Nony nandre izany izy, dia taitra sady tezitra ka nanontany hoe : "Lasan' olon-ko vady ahoana re?" [2.69] |
Teny iditra (2/8) | 6 ko- |
Sokajin-teny | 7 endritenin' ny hoe koka |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] ny hoe ko- dia tapaky ny teny hoe koka: antso |
Teny iditra (3/8) | 9 ko- |
Sokajin-teny | 10 endritenin' ny hoe kotra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] ny hoe ko- eto dia tapaky ny teny hoe kotra (antitra, tranainy, maintimolaly) |
Teny iditra (4/8) | 12 ko |
Sokajin-teny | 13 kianteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Kian-teny tsy dia misy heviny fa entin' ny ankizy hanamafisana ny fitenenany no sady hiangolangolany: Marary tsinona ny tananay ko |
Teny iditra (5/8) | 15 ko |
Sokajin-teny | 16 mpampitohy [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Taisaka]
indray, sy 18 [1.78] [Tanosy] fa, ka |
Teny iditra (6/8) | 19 ko~ |
Sokajin-teny | 20 tovona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.1] Karazana tovona miditra amin' ny fiforonan' anarana milaza fitaovana, toy ny KI-: Kofafa na kifafa, kofehy |
Teny iditra (7/8) | 22 -ko |
Sokajin-teny | 23 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana ka entina misolo ny olona miteny raha tokana: Efa vitako ny asako ka handeha aho. / Marary ny tongotro sy ny soroko tamin'izaho potraka anikeheo. |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.2] A suffix pronoun of the first person added to nouns and passive and relative verbs. It is the sign of possession when joined to nouns, and the agent of a passive or relative verb. [Compare Malay aku, I.] 26 [1.7] Suffix of the first person singular: my, by me |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.3] De moi, par moi. Il se place comme régime indirect, après les substantifs, les prépositions et les participes passifs et relatifs. Laviko: nié par moi, que je nie. Anaovako: je m'en sers, j'y travaille. Voavonjiko: sauvé par moi, que j'ai sauvé. Tanako: la main de moi, ma main. Alohako: avant moi. 28 [1.5] Pron. pers. conjoint. De moi, par moi. 29 [1.8] Suffixe de la 1ère personne singulier, à moi, mien, par moi 30 [1.6] [Tanala] (on emploie la forme -o après -ka et après -tra; pronom personnel suffixe - 1ère personne du singulier, après un radical verbal, un verbe à la voie passive ou circonstantielle, un nom, une préposition) de moi, par moi; mon, ma, mes. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés. Ambon'ny taviko iroa ka hangalofako ho anao: je vais te récolter [du miel] là-bas au-dessus de ma défriche. Nanzaka amboninko: mon cadet est devenu un roi plus puissant que moi. |
Mpanahaka | 31 aho, ahy, izaho |
Tsanganana sy sary iray takila |
32 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (8/8) | 33 ko |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
35 [1.2#347] [Tanala]
a plant whose leaves are siupposed to protect against evil-wishers |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.196] [Tanala]
Plante indéterminée que les Tanala utilisent comme talisman contre les malédictions, les sortilèges et autres maléfices |
Voambolana |
37 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |