|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koraika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zana-balala vao ara elatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] young, slim and newly-fledged locust
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] jeunes sauterelles qui commencent à déployer leurs ailes
Ohatra  6  Ary izay sisan' ny koraika dia nohanin' ny valalavao: Ary izay sisan' ny valalavao dia nohanin' ny sompanga. [2.996#]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (2/2)31  koraika
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny anglisy  33  [1.2] the crying of poultry when about to lay eggs
Voambolana  34  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
35  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  36  akariko, arakiko, arikako, irakoka, karaoky, koraika

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/31