Teny iditra | 1 lamosina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] the back 5 [1.2] [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#382, 1.8] le dos |
Ohatra |
7 Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369] 8 dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424] 9 ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59] |
Voambolana |
10 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny lamosina io |
Fivaditsoratra | 38 lamosina, salamony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |