Teny iditra (1/3) | 1 letsy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 sinking under pressure [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3#403] 6 qui s'enfonce sous pression [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 letsy |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
15 ety, tery, tsy omby intsony [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 16 letsy |
Sokajin-teny | 17 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana [1.1] |
Ohatra |
19 Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert! [2.5#66] 20 Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. [1.281#] |
Tsipelina hafa | 21 lehitsy |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
23 Ny mpisolo rehetra 24 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |