|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra
Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao
Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto!
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] dirt, filthiness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] saleté, souillure
Ohatra  6  madio tsisy loto, tsisy fangarony. [2.314]
7  Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445]
8  Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)19  lôtô
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy
Voambolana  22  Kilalao

Fivaditsoratra  23  loto, lôtô, tolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08