|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  loza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao
4  Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena [1.1]
5  voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  calamity, danger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  calamité, danger [1.8]
8  accident [1.13]
Ohatra  9  loza loatra re io vola io! [2.499]
10  Ny olona aza no tena loza. [2.472]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
Mpanahaka  18  antambo, zo, voina, angano, angano latsaka, faisana, fahonana, sampona, tambàna, tra-doza, tra-boina, idirandoza, iharan-doza, idiran' angano, mahita angano, fohehatra, voan' ny patsa iray tsy omby vava, voan' ny tain' akoho mahalavo, sendra ny mangidy tsy telina, mampidi-doza, mamohehatra, mampiditra angano, mamoa-tsampona, mahatsiravina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Lohateny 
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny loza io

Teny iditra (2/3)37  loza
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  39  masiaka [Bezanozano] [1.78]
40  Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany
41  Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  42  angry, fierce, frightful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  43  cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)45  Loza
Sokajin-teny  46  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny frantsay  47  fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana, par la confluence de l'Ankazabo et l"Antsimpororona ... Il reçoit sur sa rive droite l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony, la Maevarano ..., l'Ambariolava et l'Anjango [1.11]
Voambolana  48  Haitoetany: renirano, farihy
Tsanganana sy sary iray takila  49  Fitanisana

Fivaditsoratra  50  lazo, Loza, loza, lazo, Loza, loza

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12