|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  madio
Fototeny  2  dio
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo
Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano
Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao
Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao
Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] clean
6  [1.2] clear, pure, uncontaminated, free from guilt
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8, 1.13] propre
8  [1.8] propre, innocent
9  [1.13] pur
Ohatra  10  Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
11  Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
12  Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  17  maloto
Mpanahaka  18  tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  30  Rano an' ala madio mangamanga : Famakian-teny (taona fahatelo) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny madio io

Teny iditra (2/3)32  madio
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.196] (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom.
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)37  MAD-IO    
Sokajin-teny  38  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  39  [3.1] Madagascar et Îles de l'Océan Indien

Fivaditsoratra  40  aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/30