Teny iditra mangatsakatsaka (hatsakatsaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy extremely white. Used only with fotsy, white. [Richardson 1885]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

2009/02/23